Liste des messages

Liste des messages, inserés par onah, par ordre de date
onah ( 15/08/2011 13:55)
ny ankizintsika eh
Bonjour dôly, Tena variana be za ry reto ah, sady tena kivy mihitsy, angamba za no efa nialazan'ny toe-trandro??, nefa ange za mbola 34 ans, mbola tsy dia antitra lôtra angamba hoy za, Ny zava-nisy... suite
répondu par jesuisla le 31/01/2012 17:40
Onah ( 07/11/2009 08:48)
Mangataka re7 pour tsakitsaky
Salama daholo eh Mba mangataka re7 pour tsakitsaky fanao amin'ny fety2. Ohatra hoe misy fety2 kely atao ao antrano, dia tsy vary sy laoka ihany, fa rehefa avy eo dia mandihy2 dia ohatra hoe mitsako... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 16:48
Onah ( 09/06/2009 08:48)
sakafo ho an'ny zaza 3 taona
bnjr à tous ny zanako ry zareo 3 taona sy tapany lahy kely tsy mety misakafo tsara. tsy tia afa tsy atody endasina, tsy tia hena, tsy tia henan'akoho na dia endasina aza, tsy tia carotte. Dia omena ... suite
répondu par fali le 05/03/2010 09:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0256