Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mampihomehy, milahatra araka ny daty
mampihomehy
(
04/06/2014 09:06)
FAMONJENA (Fijery hafa)
Ho ahy tsy mahay n'inon'inona dia izao no fahitako ny famonjena....
Tsy izay avoakan'ny vavako, na izay ho soratan'ny tanako, na koa ny boky vakian'ny masoko no zava-dehibe ahazahoako izany famonjena...
tohiny
novalian'i mampihomehy ny 06/06/2014 06:32
