Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fenoaina, milahatra araka ny daty
fenoaina ( 17/04/2009 13:29)
mitady tononkira - Andraikiba
Manahoana daholo, Mitady tononkira aho, andraikiba no lohateny, toa izao no fitadidiko azy : Andraikiba no efa miandry, lalao lakana re roy, aza ela re razandry, raiso ary ny fivoy ... T... tohiny
novalian'i fenoaina ny 22/04/2009 05:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065