Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fheno, milahatra araka ny daty
Fheno
(
18/02/2015 13:16)
Mba nankaiza marina oa le mpihira rap gasy efa t@ année 2000 angamb izy zay .KAIZA no anaran tarika fa mba tsara iany ny hira ny zareo (Mama ,Papa ...)
Santionany
Mama hoanao izao hira izao
Mama fa faly ny zanakao
Mama isaorana ianao Neny
..............................
Fa fahatsiarovana sisa nitantarnlah
Fatsiarovana velona ato anatiko
Mahatsiaro...
tohiny
novalian'i ramga ny 18/12/2016 20:17
