Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i wize, milahatra araka ny daty
wize ( 23/01/2008 11:09)
MANGATAKA TONONKIRAN'I BODO
SLT: azafady mba mangataka ny hiran'iBODO misy ny REFhoe: avelao aho anantena( misy tonony sasantsasany hoe; na dia fohy aza ny omaly....)... tohiny
wize ( 06/07/2007 11:20)
mangatako tononkira
mba mangatake le tononkiran'i henric enlgesias, le hoe: number one, misaotra betsaka o! ... tohiny
wize ( 15/05/2007 07:21)
mangataka tononkira
slt mba mangataka ilay tonokiran'iBodo hira gasy ilay izy manao hoe: leo manao ny marina mba ilaiko maika a azo atao efa nijery ireo tononkirany iany zako ao amin'ilay misy ny hirany fa tsy misy mihin... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2007 07:52
wize ( 14/05/2007 05:58)
mangataka
mba mangataka ilay tononkiran'i Bodo ilay hoe: leo manao ny marina( hira gasy io) azafady ra mety ilaiko maika de mba alefoso @ le mailako misaotra tompoko... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 05:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075