Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vvgasy, milahatra araka ny daty
vvgasy ( 07/02/2010 09:16)
Colique
Inona kay no tena fanafody colique mahomby? fa efa very hevitra aho . Na tambavy na fanafody tsy mila ordonnance. Misaotra... tohiny
novalian'i hery ny 13/03/2010 07:07
vvgasy ( 26/10/2009 05:51)
aprés operation fibrome
mety mbola afaka mitoejaza ve aoriany nanesorana fibrome, misy manko olona miteny fa impossible hono, dokotera nefa miteny fa possible. Mba misy olona fantatrareo ve nodidina fibrome nefa mbola nitera... tohiny
novalian'i jarifa ny 11/11/2009 05:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0208