Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i volanaza, milahatra araka ny daty
volanaza
(
23/11/2007 17:01)
Chaise roulante
Manahoana doly
Aiza ny toerana mety ahitana chaise roulante amidy aty mada? Mila adresse mazava raha azo atao, marihina fa za dia olona mipetraka fianarantsoa. Mety ohatrinona eo ny vidiny, raha misy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/11/2007 12:32
