Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i volana2, milahatra araka ny daty
volana2 ( 26/01/2007 13:24)
Inona no ataonareo @ ireny vehivavy tsy tia rano reny ?
Fa hono oa: Mba inona re no ataonareo refa manoloana an'ireny vehivavy kamo misasa na malaina mikasika rano ireny e? ... tohiny
novalian'i Andokely ny 17/03/2007 07:00
volana2 ( 18/01/2007 12:57)
Ilay olona niarahako taloha sy ny fomba fihetsiny
Bnj daholo aloha e! Inona re no hataoko manoloana an'ilay olona niarahako taloha sy ny syilay olona iarahany ankehitriny ? Niaraka tao anatin'ny fotoana maro2 izahay ary tena nifankatia tokoa , tiko... tohiny
novalian'i volana2 ny 19/01/2007 05:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0194