Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vaovao, milahatra araka ny daty
vaovao ( 12/12/2005 08:07)
Ny Antsa Fitiavana(Tamatave)
Za zany mba te hahafantatra bebe kokoa @ io tarika iray io ka mba mangataka ny fanampian'zay mahafantatra misimisy e!Tiko le tarika fa tsy hoe hataoko inn akory ry zareo an!... tohiny
novalian'i hesham ny 18/12/2005 23:37
vaovao ( 03/12/2005 04:19)
mipitsoka
Velontaraina mafy ingahy Rajaona hoe misy manapitsoka foana ny varavarany ka sasatry ny very fanananalava izy, ary tena mahatsiaro fahoriana tokoa! Tsy misy olana izany hoy i Ranaivo, "ento manaraka ... tohiny
novalian'i Veloo ny 09/12/2005 15:13
vaovao ( 01/12/2005 09:59)
badalela
Nisy mpanjaka 1 hono nananjanaka vavy tena nahasaro-piaro azy tokoa, hany ka rhf alefany mitsangatsangana 'ty zanany vavy d misy fomba fanaony iray zay:asiany "lame" ao @ entan-drakalakely.Zay rht miv... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:31
vaovao ( 30/11/2005 09:33)
fifaninanana hazakazaka
Sepotra ery i Naivo niditra ny trano, -"fa avy taiza izy zany?"hoy reniny, -avy nanao fifaninanana hazakazaka izahay mpiara-milalao eto an-tanĂ na -Ha!!De fahafiry enao t@ zany hazakazaka izany? -... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/12/2005 18:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0183