Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsykivy, milahatra araka ny daty
tsykivy ( 23/04/2009 15:06)
Athony "Tsy ho ahy"
Mangataka ny hiran'i Athony "Tsy ho ahy" izay manana o Tiako loatra izy io. Misaotra sy makatelina sy mankasitraka ô... tohiny
tsykivy ( 30/03/2009 15:05)
Njakatiana "Leferiko"
Mba mangataka hiran'i Njakatiana "LEFERIKO" izay manana ôh! Misaotra anao... tohiny
tsykivy ( 27/03/2009 05:40)
NJAKATIANA "LEFERIKO"
Mba mangataka hiran'i Njakatiana "leferiko" izay manana Misaotra anao sahady ô... tohiny
tsykivy ( 26/03/2009 12:27)
BODO "Mosara"
Mba andefaso tononkiran'i Bodo "ILAY MOSARA" mba tiako izy io nefa tsy haiko.Misaotra ô... tohiny
tsykivy ( 20/03/2009 09:06)
Njakatiana "Leferiko"
Mangataka ny hiran'ny Njakatiana "Leferiko" Tena mba tiako izy iny Merci ô... tohiny
tsykivy ( 09/03/2009 10:32)
"Manal" ze mitsiko ro lomotse
Tsara le hiran'i Manaly. Tena tiko be... tohiny
novalian'i Koditra ny 09/03/2009 20:43
tsykivy ( 20/12/2008 05:22)
Lola "I Dada"
Raha mba misy manana tononkira "I Dada " hiran'i Lola dia mba alefaso ô Mafinaritra fiaraha-miasa.Misaotra... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 22/12/2008 11:38
tsykivy ( 20/12/2008 05:20)
Lola "Mpamindra fo Izy"
Mangataka tononkira Lola "Mpamindra fo Izy" Misaotra... tohiny
tsykivy ( 17/12/2008 07:34)
azafady "Lôla"
Mba mangataka hira Azafady "Lôla" Tiako be le vazo tena, tsy atakaloko la musique tokoa Tsy atakaloko Misaotra... tohiny
novalian'i lamesa ny 09/01/2009 13:41
tsykivy ( 16/12/2008 05:23)
Ny Ainga "tsy moramora ny mitia sy miaraka"
Salut Tiako be io hira io fa tsy haiko ny titre. Mba omeo izay manana eh ciao... tohiny
novalian'i onykely ny 19/05/2014 15:36
tsykivy ( 25/09/2008 14:23)
Ny Ainga "tsy moramora ny mitia sy miaraka"
Tiko io hira io saingy tsy haiko titre. Andefaso ôh. Misaotra... tohiny
tsykivy ( 30/08/2008 07:46)
mi'la music "semban-drahona"
tsara io hirann'y Mi'la music " semban-drahona"io fa mba adefaso eh. Merci!... tohiny
tsykivy ( 27/03/2008 14:24)
ny ainga tsy moramora ny mitia
tsara le hira... tohiny
novalian'i tiiti ny 05/04/2008 06:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0609