Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiokatimo, milahatra araka ny daty
tsiokatimo
(
05/10/2006 15:45)
mba mitady tonokira
Manao daolo e!!
Mba mitady ny tonokirany mahaleo re za azafady le "namana" iny sy ilay "ny tanany mama".
Misotra meloha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 17:48
tsiokatimo
(
23/07/2006 07:22)
mitady ireo namana avy any atsimo
mba te hiresaka @ reo namana avy any atsimo aho indrindra ireo zay avy @ collège sacré coeur tsianaloka.
merci...
tohiny
novalian'i robot ny 04/10/2006 05:51
