Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsimiova, milahatra araka ny daty
tsimiova
(
31/07/2008 11:28)
ho anao irery ihany (Mme Henriete)
Fahasalamana daholo?
Saika tsy tafiditra fa tafiditra indray fa voalaza fa diso ny teny miafina
Mba saika hitady tonon-kiran'ilay hoe "ho anao irery ihany" hirain'i Mme Henriette raha misy manana....
tohiny
novalian'i ni81 ny 31/07/2008 16:48
