Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsikivy01, milahatra araka ny daty
tsikivy01 ( 30/04/2009 14:53)
Handeha hanao PMU anie Ndafy e !
Pety, Ranjivason, Manandafy, Iza indray ny MAFANA hosamborina... Vita ny sorona nataon'i Levalo, iza idry no hatao sorona manaraka ? Anjaran'i TIM indray ve ? Wait and see ? ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:36
tsikivy01 ( 01/03/2009 10:21)
Dia ahoana indray n manaraka ??? Inona no hotohin'ny tantara
Dia izany no fanontaniana mameno ny saina izao ? Inona no hiseho ? Hitohy ve ny dinika satria tsy nilaza mazava TGV omaly ? Ny fantatra dia hoe hitohy ny grevy. Ka tsy voahaja ny teny nifanomezana hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 23:42
tsikivy01 ( 27/02/2009 15:59)
Midika inona ny fiverenan'i Mgr Odon io ?
Nisy nanao pression aminy ve ? Sa tena ny FFKM no tsy credible raha tsy ao izy ? Sa hanotofana zavatra indray io ? Matahotra ve Ra8 fa hisy 13 mai ampitso dia anaovan pression Odon mba hanakana io ? H... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0166