Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i totolaksa, milahatra araka ny daty
totolaksa ( 13/10/2006 11:55)
Inona zao ny fiara vaovao tsy manahirana toy ny 4l sy 2CV?
Izaho mbola tsy manana fiara, ary resy lahatra tanteraka ny hividy 4L, na ratsy ary tsy maninona fa retapeko. Ts'hitako hoe inona no fiara mahasolo an'ireny (lafiny consommation sy réparation), sa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065