Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i soitx, milahatra araka ny daty
soitx
(
09/01/2005 01:33)
Diso akondro
Mihinana akondro eo ampiandrasana bus ny tary anankiray. Tsy mbola laniny akory ny akondro iray kanefa tonga ny bus, izy anefa tsy te hanary hanina.
Ny nataony dia nataony tao am-paosin\'ny pataloha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/01/2005 19:38
soitx
(
17/12/2004 17:57)
Saucisson
Pelaka nandeha tany am mpivarotra charcuterie
pelaka: Mba anaovy saucisson azafady o.
Mpivarotra: Tonga dia tetehina ve sa aona?
pelaka: ah ah ka, fonosy fotsiny de zay.
Tsy henon\'ilay mpivarotra...
tohiny
novalian'i iartistika ny 16/02/2005 19:31
