Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i siso, milahatra araka ny daty
siso ( 18/04/2005 16:08)
sarotra @vehivevy ve ny miteny hoe tsy tianao intsony za ?
Araka ny heritreritro d maety bola tia angamba le olona matoa tsy masahy miteny mivantana na koa tsy te ho izy ny hiresaka voalohany ilay fisarahina amio anefa fahalemena ny tsy fitenena le izy... tohiny
novalian'i ft ny 05/07/2005 18:49
siso ( 09/04/2005 12:24)
maninoa no refa tia ny olona sasany dia matahotra
tsy faharesena ny miteny hoe tia sy manaiky izany " amiko aloha io" fa misy olona mahatsiaro tena hoe resy "angamba hoy aho " raha manaiky izany tsetsatsetsa tsy haritra ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201