Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i savinna, milahatra araka ny daty
savinna ( 18/03/2007 23:05)
sambatra
manahona o mba saika hitany tononkira ilay hirany RAMBAO hoe Sambatra titre ilay hira misy " Nahoana ianao no tsy mpanontany " mba te haka ny toniny io izao azafady ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 06:43
savinna ( 13/10/2006 09:34)
mitady ilay namako taloha
Izaho Savinna dia mitady ilay namako atao hoe Malalatiana ny anarany ary avy any Behenjy ry zareo no misy ray aman-dreniny fa nipetraka teny Imerinafovony ry zareo tao aorina nahitako ary farany ka 8... tohiny
novalian'i benangy ny 31/05/2007 09:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067