Liste des messages

Liste des messages, inserés par sakaiz, par ordre de date
sakaiz ( 11/07/2015 12:08)
hatsikana nalaza tamin'izany fotoana
jereo eto... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/07/2015 11:05
sakaiz ( 10/05/2015 11:07)
tsy ampy fampita-baovao tsika
lasa ny saiko ry zareo!mba nanontany olona(lehibe a)ny tenako teo fa hadinoko tampoka ny prenom-an'i ravelonarivo hoe jack sa jean!dia hoy aho hoe iza moa ny anaran PM iny? ny valiny azo??? --->KOLO R... suite
répondu par vahiny2004 le 05/01/2016 13:50
sakaiz ( 10/05/2015 04:10)
very ny ganan-drasoa
rasoa(R):sao mba nahita gana nandalo taty ianao? naivo(N):ie!nisy nandalo mitsy teo;ny iray mitarika 2,ny iray mitarika 1,ary ny iray tsy mitarika. R:ny ganako very mihitsy izany firy ary ny isan'... suite
répondu par ora le 26/04/2016 08:26
sakaiz ( 07/05/2015 12:33)
sshuuut!!!
miarahaba ny lehilahy! mba mila hevitra ry zalahy mialohan'ny hidirana lalina a! zao le blem:otran'ny mitady hisy volo mipoitra eo @ lohan'i balita(le efa eo am satroka mitsy) ary tsy 1 na 2. zah ve n... suite
répondu par rhaj0 le 09/05/2015 11:15
sakaiz ( 07/05/2015 12:18)
FARANY HONO
Aty Ankazobe rn4! Mpino ao @ fifohazana Mandoa 4 no nisesy maty nandritry ny 2 erinandro;ka voizin'ny mpino ao fa afaka 1mois raha ela indrindra ny fin du monde,Donc samy mandoro ny entana rehetra... suite
répondu par ranthson le 19/08/2015 14:07
sakaiz ( 27/04/2015 07:53)
labiera
Miarahaba antsika rehetra! Mba ahoana ry zareo ny fanamboarana ity labiera ity a?mba atoroy ze mahay e. manangatanana ze iteny... misaotra e!... suite
répondu par sakaiz le 07/05/2015 12:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072