Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ryan, milahatra araka ny daty
ryan ( 08/01/2007 20:12)
tsy hay
manao ahona doly. Mba mangataka ny hiran'i Ambondrona kely azafady o! Misaotra mialoha...:P... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/01/2007 22:19
ryan ( 01/01/2007 10:33)
ise kely
Bandy mpankafy mahaleo mitady tononkira! Sao dia mba misy afaka manome ilay tononkira "ise kely" nareo fa efa ela iany no nitadiavako azy anefa tsy mety hitako...:roll:. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 10:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074