Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rtia, milahatra araka ny daty
rtia
(
05/11/2005 20:02)
Enao nampirafesina?... MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana.
Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra.
Ny ahy? Efa hitanao fa MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADIN...
tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:34
rtia
(
05/11/2005 19:59)
Enao nampirafesina??...
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana.
Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra.
Ny ahy? MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO....
tohiny
novalian'i aly ny 08/11/2005 18:37
