Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rnjp, milahatra araka ny daty
rnjp ( 17/12/2007 06:23)
Princio Jacqueline
Mba andefaso an'io hira io reto zay mahita ah! izo io zany kozy m'lay be rehefa tena vakina ny votoatiny eh ny fiandohan'izy io dia ohatr'izao ooo,Jaqueline .......................... .............. tohiny
novalian'i booboo ny 17/12/2007 19:27
rnjp ( 11/10/2007 10:49)
gitara guitare> mba asivo blog malagasy momba an'io eh
Izao ve no tsy maharaka sa tsy misy olona mahay mampianatra guitare eto @ tokotany be ; izaho aloha tsy mahay fa mba tia hianatra nefa tsy mahay teny frantsay ihany koa dia tsy misy mahay mampianatra ... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 12/10/2007 16:11
rnjp ( 23/11/2006 12:43)
Ny AINGA bonne anniversaire aky Malala
Mba omeo kely ny tonon'io hiran'Ny Ainga io ange zah azafady eh... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222