Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rinja, milahatra araka ny daty
rinja ( 24/09/2007 15:57)
Trondro maina ampiarahina amin'ny ovy endasina
Iza no tia trondro maina ro sy ovy frity atao laoka atoandro ? Tahaka izao no fanaovana azy raha hanandrana ianao. Mila trondro maina mitapesaka tsara ireny, bebe nofony aloha no tena tsara ary avy a... tohiny
novalian'i rinja ny 26/09/2007 11:20
rinja ( 29/05/2007 11:03)
aiza ilay olona mitady tononkira OMEKO ANAO
Salut, Misy namana iray izay hoy aho mitady tononkira omeko anao. nanome adiresy mail ahy izy nefa rehefa nampiasaiko ilay adiresy dia manao retour à l'envoyeur foana ilay mail nalefako. Raha mamaky... tohiny
novalian'i Jessimi ny 29/06/2007 16:21
rinja ( 20/02/2007 14:30)
mila fanampiana amin'ny serasera namana 30-40 ans
Manaohoana daholo Izaho ho'aho efa nameno ilay momba2 ahy fa te hanana namana eo anelanelan'ny 30-40 ans nefa tsy nety tafiditra mihitsy. Inona no ataoko fa ilaiko io. Efa manana ny solonanarako sy t... tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 05/04/2007 10:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066