Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i richandre4, milahatra araka ny daty
richandre4 ( 16/10/2007 08:04)
Salama e
Manahoana daholo e!!! Mba afaka aseho eo amin`ny tononkira ve ny hiran`i Rija Rasolondraibe ilay misy hoe: Vaovao mahafaly x6 No entinay ho aminareo! Misaotra mialoha de mirary soa daholo e!! Sto... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:54
richandre4 ( 14/10/2007 18:29)
Fngatahana tononkira
Salama daholo tompoko. Mba azonareo atao ve ny mandefa tononkira Rija Rasolondrainbe misy ny ref manao hoe: Vaovao mahafaly(x6) No entinay aminareo. De misaotra mialoha indrinda tompoko, Adi... tohiny
richandre4 ( 14/10/2007 16:40)
Rija RASOLONDRAIBE, VAOVAO MAHAFALY
salama Tompoko, mba afaka mahazo ny tononkiran`i Rija rasolondraibe misy ilay manao heo: Vaovao mahafaly(x6) No entinay aminareo, Mba afaka mahazo anio ve? Misaotra mialoha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072