Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakikih, milahatra araka ny daty
rakikih ( 25/08/2006 22:16)
Izany ve no atao hoe foto-pisainana Malagasy @ fitiavana?
Hono wa ry reto fa maninona kay no tsy manana foto-pisainana madio @ fitiavana intsony ny vehivavy malagasy ankehitriny fa raha mba mitory fitia aminy ianao dia izay intéré-ny mety ho azony aminao a... tohiny
novalian'i fiderana ny 14/09/2006 08:10
rakikih ( 11/02/2006 15:05)
Izany ve no atao hoe mivaro-janaka?
Raha mba misy tovovavy iray tia tovolahy dia ataon'ilay renin-drazazavavy foana izany tsy ifankazahoan'izy roa ireo indrindra moa raha gasy ilay tovolahy ka tsy mifanaraka @ eritreriny dia mba ahoana ... tohiny
novalian'i TYNOS ny 21/02/2006 14:53
rakikih ( 10/02/2006 11:40)
Izany ve no atao hoe fitiavana par intérré?
Raha misy vehivavy niteraka taminao dia miteny aminy ianao hoe andaho isika hiara-hipetraka dia izao no navaliny za tsy hiara-hipetraka aminao raha tsy manana an\'izao ianao na manana an\'izao no sady... tohiny
rakikih ( 09/02/2006 14:53)
Inona izany atao hoe mitia olona iray izany?
Raha misy olona ve efa niteraka ry zareo ka nosakana tsy hivady nefa koa ilay renin-janany tsy manaiky ny hanam-bady an-drangahy ihany koa raha tsy voatso-dranon-dray aman-dreniny dia mba ahoana ny he... tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0207