Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i radomalala, milahatra araka ny daty
radomalala
(
04/02/2009 04:19)
mangataka!
slt !
mba mangataka tonon'ilay hira hoe: '' aux champ elysees''
de misaotra mialoha ny tenako
veloma dray ary e!...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/02/2009 05:43
radomalala
(
29/01/2009 04:43)
magataka tonokira e
MBA MANGATAKA ILAY TONONKIRA HOE " AUX CHAMP ELYSEES" FA MBA MANGETAHETA E!
DE MIANDRY SADY MISAOTRA MIALOHA E BYE2
VELOMA DRAY
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/01/2009 06:16
radomalala
(
05/12/2008 01:44)
mangataka hira christmas aho
manahona daholo .
mba mangataka tonakira na hira christimas aho e.@ teny francais na teny inglish na malagasy koa aza tsy maninona ampianarakko ny eglise nay aty indonesia e. ireny hira fanao @ noel ...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 09/12/2008 17:20
