Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nyhaingo, milahatra araka ny daty
nyhaingo ( 15/10/2010 17:58)
Vehivavy tsy misasa !
Asa na henonareo ry reto fa rehefa tsy misasa elaela isika vehivavy dia misy fofo-na lamoria izany mivoaka ,sa tsy voamarikareo ve zany ? ... tohiny
nyhaingo ( 12/10/2010 19:39)
SONDAGE ATO AMINTSIKA ATO ARY
LAZAO IZAY VALITENINAO ENY sa TSIA mba ahitantsika hoe ho firy % no azon'ny FATY raha tsy mangala-bato : [u][b]TSIA[/b][/u]... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/10/2010 16:04
nyhaingo ( 09/10/2010 08:31)
Misy raison anakiray entin'ny "tsy mpino an'Andriamanitra" azo eritrertina ihany
nefa fahalotoana tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra izany misy ireo filozof no milaza fa "Tsy misy ary tsy azo eritrereitina akory" izany Andriamanitra izany fa nisy filozof sy psy4 taloha elabe ... tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 11:45
nyhaingo ( 07/10/2010 11:02)
inona no tena fihetsika atao manintona lehilahy
... ataon'ny vehivavy sy maha-tamana azy ireo ary mampitoetra azy aminao ? ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/11/2010 12:11
nyhaingo ( 06/10/2010 16:27)
Ireo sary vongana ,ahoana ny hevitrareo momba ireo ?
Misy ny Fiangonana sasany dia mitahiry ireny sary vongana na statut n'ny olona efa lasanko razana ireny mba ho fahatsiarovana sy ahitana lalandava ireo olo-masina mba ahoana ny hevitrao amin'izy iren... tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2010 19:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386