Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ngyahavo, milahatra araka ny daty
ngyahavo
(
28/09/2007 07:40)
Jaiky Joby
Mba mangataka ny tonon'ny Jaiky Joby ry reto ze manana! misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Soniamada ny 28/09/2007 19:25
ngyahavo
(
18/09/2007 11:57)
mila vonjy
Mba toroy hevitra fa tsy de manana fahazotoana manao firaisana loatra amin'ny vadiko , tsy haiko hoe ahoana , misy fanafody azo hanina ve (vehivavy izaho manoratra)misaotra anareo ....
tohiny
novalian'i Simpona ny 01/10/2007 10:20
