Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i myaina, milahatra araka ny daty
myaina ( 27/03/2009 11:12)
marary maso
miarahaba antsika rehetra!! isaky ny manao contrôle any am Dr aho, dia mi dégrade foana ny masoko!!! izao ny ho solomasok dia -1 sy -0.75, raha niantomboka -0.25. tao anatin ny 6 taona izay!! di... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/04/2009 13:17
myaina ( 03/12/2008 09:03)
produit ahosotra amin ny tarehy
salama daholo, mba saika hanontany, maro ve nareo no mapiasa toy ny produit vokarin ny CHE, SVR, na koa ny an ny homéopharma! sa karazany inona, iza no hitanareo fa mba efficace? misaotra mialoha!!... tohiny
myaina ( 07/10/2008 11:09)
hampiditra sary
salama daholo, mila fanampiana: nanandrana nampiditra sary aho, dia ok, d navadikako ho sary tava ilay 1 d asehony ny sary , dia tsindrina le hoe .... sary tava, dia hoe tsy "nanindry" sary akory ian... tohiny
novalian'i nathie86 ny 10/10/2008 06:54
myaina ( 24/09/2008 07:58)
mpitsabo sinusite Ambondrona
salama daholo, mba maniry ny hahafantatra vaovao momba an'io mpitsabo sinusite any Ambondrona io, azafady?... tohiny
novalian'i jejojejo ny 19/01/2009 14:52
myaina ( 18/09/2008 11:25)
Maintimolaly Lycée Andohalo
Hono kay, sao d mba misy mahalala kay ny adiresy ahafahana misoratra anarana ao amin ny fikambanan ny mpianatra maintimolaly Lycee Andohalo, Tanà azafady!... tohiny
novalian'i sipagasy ny 26/10/2008 19:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075