Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mpitedry, milahatra araka ny daty
mpitedry
(
07/04/2012 11:32)
Mitady mpihira
Fahasalaman'ny tsirairay.
Tarika malagasy eto Ile-de-France izahay. Miangaly ny bahan-kira Pop Rock. Mitady mpihira lehilahy izahay mba hampivoatra hatrany ny zava-kanto ataon'ny tarika.
Afaka mand...
tohiny
novalian'i mpitedry ny 11/11/2012 20:44
mpitedry
(
07/03/2006 23:16)
Mitady mpitendry zava-maneno
Malagasy monina eto Parisy ny tenako. I Andry no fanampinarako. Miangaly ny mozika Pop Rock aho. Mitady mpitendry zava-maneno aho hahafahako mivelatra ara-kolontsaina : mpitendry clavier, gitara "solo...
tohiny
novalian'i nosta ny 18/04/2006 04:45
