Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mitoetra, milahatra araka ny daty
mitoetra
(
18/02/2009 14:40)
v=8 makaleo
[b]Ampangino politika nareo e![/b]Ampangino zanakao viavy ty e!
Maresaka e! maresaka
Ampangino vavan'ny mamolava
Mitabataba; mitabataba
Ampangino politika nareo e!
Mankaleo, mankaleo
Ampangino ...
tohiny
novalian'i Noue ny 18/02/2009 14:50
mitoetra
(
31/01/2009 12:46)
kely sisa !!!
kely sisa dia anamafy ny democratie any TSIAFAHY RY TGV, efa miandry azy matsy ny namany ao ...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 31/01/2009 13:15
mitoetra
(
25/10/2008 06:38)
Fangatahana tononkira
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny namana serasera
Mba mangataka ilay hiran'ny SAOTRA SY DERA "iny lalana iny e!"
Misaotra mihaloha
Veloma daholo
Mitoetra ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 25/10/2008 06:52
