Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mercia, milahatra araka ny daty
mercia ( 25/10/2007 19:20)
voasakan'ny pôlisy i Francis turbo
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3aqyp_voasakan-ny-polisy-francis-turbo_fun hihihihihi=))=)):-D:-D... tohiny
novalian'i richtiana ny 08/11/2007 08:22
mercia ( 19/09/2007 09:58)
Davis Francklin & Mika
Mbô mangataka ny tondrom-peo n'i hiran'i Davis sy Mika izay mba mahalala e!!! na ilay ampindramo ahy na ilay hoe good bye my friend. Tsara loatra!!! Misaotra:-* mialoha ee =((... tohiny
mercia ( 09/08/2007 19:33)
Hiran'i Davis "Ampindramo ahy"
Mba saika hangataka an ilay hiran'i Davis sy Mika le hoe "Ampindramo ahy". =D Milay be Merciii eeeee ^:^... tohiny
mercia ( 14/07/2007 07:21)
hiran'i CUPIDO
:arrow:Sao dia mba misy mahalala kay le hiran'i groupe (l)CUPIDO:) (groupe tsy dia malaza zareo, avy ao ambohimanarina ao)Misy hiran dry zareo iray zay nande t@ radio dia tena tiko be mintsy fa saingy... tohiny
mercia ( 13/07/2007 16:45)
MODIA AMIZAY
mba mangataka an ilay hiran'i IARY Aho re a le hoe "Modia Amizay" misaotra eeeeeeeeeee... tohiny
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
mercia ( 26/06/2007 15:40)
"modia" de Iary
miarahaba ô mba mangataka ny tononkiran i Iary le hoe "Modia" dia raha misy tondrom-peo koa dia tena vao maika mahafinaritra. Misaotra mialoha e!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129