Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mbelotavao, milahatra araka ny daty
mbelotavao ( 17/01/2007 03:53)
Mahatsiarova ny andro Sabata ........
Tsy takatry ny saina ny halalin’ny fitiavana natolotr’ Atra ahy sy ianao , raha nanolotra ny zanany ho vonoina teo @ hazo fijaliana Izy ; ho famonjena ahy sy ianao ; ho afaka @ ziogan’ny fahot... tohiny
novalian'i Zina ny 06/02/2007 19:41
mbelotavao ( 17/12/2006 09:53)
Avy aiza ny andro fitsaharana Alahady
Miarahaba ny rehetra indray. Ny ankabeazan'ny Kristianina izao dia tsy miasa fa mivavaka any ampiangonana rehefa andro Alahady. Ny mahavariana anefa dia J.Kristy dia nanana ,fahazarana mankany @ Syn... tohiny
mbelotavao ( 01/11/2006 18:40)
Foana ve ny Didifolo ?
Ny Baiboly dia nosoratana araka ny tsindrimandry ; nomena ireo mpaminany sy patriarka tany aloha tany ( 2Tim 3:16-17 ) . Ny didifolo anefa tsy mba toy izany ; fa nosoratan’Atra tamin’ny ratsan-... tohiny
novalian'i prime ny 13/12/2006 09:36
mbelotavao ( 08/10/2006 23:43)
Mankaiza ny Kristianina rehefa maty?
Voalaza ombieny ombieny fa misy izany fanahy izany miakatra any an-danitra rehefa maty ny Kristianina iray . Inona marina io fanahy io ? ... tohiny
novalian'i prime ny 01/12/2006 11:00
mbelotavao ( 17/08/2006 02:49)
Tsy maintsy ateraky ny rano
Hoy J.K (Jao3:5) Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny fanahy dia tsy mahazo miditra @ fanjakan'Atra. Ny resaka momba ny Batisa izany no tiako resahina eto satria izay mino sy atao batisa no ho... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 10:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558