Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i matrixone, milahatra araka ny daty
matrixone
(
02/11/2006 15:39)
Zo no ataoko anaranao
Iza no mahatadidy an'ity Tononkalo ity (an'i Rado angamba izy io raha tsy diso aho) :
Zo
Zo no ataoko anaranao
Na ho lahy ianao na ho vavy
Ry sombin'aiko ato am-bohoka
...
Zo lalaina sy andria...
tohiny
novalian'i neo16 ny 17/04/2016 12:04
matrixone
(
02/11/2006 15:31)
Tononkira havadika teny vahiny
Sao dia mba misy afaka manampy ianareo : tiako havadika teny Frantsay ilay hiran'i Bessa sy Lola, "Tojo anao"
Tsy hoe tonony azo hiraina fa dikanteny natao mba hahazoan'ny vahiny ny votoatin'io hira ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/11/2006 17:58
