Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i maso, milahatra araka ny daty
maso
(
15/11/2006 09:56)
ho anareo any @ region parisienne
Mba mila ny hevitrareo za na zay mba mahafantatra hoe aiza kay ny toerana tsara sy milamindamina mba tsara ipetrahana any @ iny region parisienne iny, misaotra betsaka @ izay afaka mamaly...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 27/11/2006 20:35
