Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lohalaharana, milahatra araka ny daty
lohalaharana
(
06/07/2004 14:58)
fa de very aiza le kolotsaina gasy eh
tsy mba mahatrikaritra ve nareo fa very ny gasy ?????? sivilizasiona tandrefana no abosika ??? lasa any @ HH sy RN'B sy dance hall doly ny gasy tsy hita tsony y tia an-Dramilison fenoarivo...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2005 22:26
