Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lezozyabe, milahatra araka ny daty
lezozyabe
(
05/07/2007 20:05)
Fihaonana Namana Antsirabe
Tonga izao ny vacances dia mino aho fa maro indray ireo namana ato, ka hoy aho hoe: "maninona raha mba asiana fihaonana sady hifankahalalàna no hialam-boly e?"
Misaotra....
tohiny
novalian'i tomtom ny 24/04/2008 16:56
lezozyabe
(
28/12/2006 01:38)
Mila fanampiana
Salama dôly eh!
Mila fanampiana @ namana any dilam-bato fa sarotra ny mitady ny fitaovana hiasana eto an-tanindrazana! Ny ahy mantsy dia ny manamboatra sy mamaha olana (décodage) irony finday (gsm)...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/12/2006 21:14
