Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i koffman, milahatra araka ny daty
koffman ( 23/10/2007 08:10)
"Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???
"Faire l'amour : c'est bon pour la santé" Sa ahoana ny hevitrareo ?... tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:18
koffman ( 16/10/2007 14:24)
mampiditra "jereo eto" sy "hevitr'olona teo aloha"
mba ampianaro an'le mampiditra référence otran'ny hoe "jereo eto" ireny hoe zah a, de le hevitr'olona teo aloha reny "hoy i ...." dia ilay fond gris iny ilay nisy resaka teo aloha. Tonga de azon... tohiny
koffman ( 13/10/2007 07:50)
iza no safidiana? izy sa izy?
nisaraka zahay sy le sipako, roa volana taty aoriana de niaraka tamina sipa iray hafa zah, tena tiako be mintsy sady tia ahy koa,:-* 3 volana taorian'ny niarahanay sy ilay sipa vaovao de miantso ahy... tohiny
novalian'i mylenium ny 05/01/2008 17:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0195