Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jarifa, milahatra araka ny daty
jarifa ( 25/01/2010 04:14)
URGENT
Mitady olona te hiasa aty abu-Dhabi Mitady Maika Olona Hiasa aty Abu-Dhabi toy izao: 1)Topographe: -Mahafehy tsara Station Total -Mahay GPS vaomaika tena tsara -Mahay Auto-CAD -Mahay Covadis ... tohiny
novalian'i has06 ny 18/11/2011 10:27
jarifa ( 23/01/2010 10:52)
Mitady olona te hiasa aty abu-Dhabi
Mitady Maika Olona Hiasa aty Abu-Dhabi toy izao: 1)Topographe: -Mahafehy tsara Station Total -Mahay GPS vaomaika tena tsara -Mahay Auto-CAD -Mahay Covadis voamaika tsara Raha mila fanazavana... tohiny
novalian'i has06 ny 18/11/2011 10:26
jarifa ( 05/01/2010 08:40)
Vahaolan'ny Kaominina
Fa dia inona re ity e? Ny fanapahana ny lalan'ny eny @ Petit Vitese ve no vahaolana ho an'ireo mpivarotra amorondala e? sa vahaolana noho ny fahatapahan'ny AGOA. dia ahoana indray izany ny tohiny avy... tohiny
jarifa ( 31/12/2009 05:03)
Ireo Gazety isan'andro
Mba tena mahagaga ahy ireto gazety mpiseho isan'adro, tsy haiko izy ireo na manenjika "quantites" fotsiny na ahoana fa dia mahamenatra ihany hoe GAZETY ve ianao dia mbola ahitana soratra diso foana, @... tohiny
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:33
jarifa ( 29/12/2009 09:18)
Arabo Tena ratsy saina
Aty Abu-dhabi za no mipetraka ary miara miaina amin'ireto Arabo ireto ary tena ratsy saina mihintsy r'ilay maty. sady naheno za fa hoe hisy koa ny recrutement ao Dago andeha aty Arabic tonga dia ma... tohiny
novalian'i jarifa ny 04/02/2010 04:59
jarifa ( 11/11/2009 05:26)
FIALANA @ TOAKA sy SIGARA
Manahoana daholo iananareo Marina fa tena ratsy ny Toaka sy sigara nefa ho an'izay efa tafiditra dia sarotra aminy ny miala @ azy io. toro hevitra ny ahy fa mba andramo Raha manana Mandehana mivoa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1915