Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jabah, milahatra araka ny daty
jabah
(
03/03/2005 20:25)
diska gaoka(Tantely missy fika milay)
O ry reto a!
Iza no mbola sa hijabaka ka hifanakalo rora @ Tantely missy???????????
Milay be zao ny mifanena @ iny eny an-dalana e!!
Ny ahy reto ny tiko kaozina de zao a:IZY ALO NO TRATRA FA MBOLA ...
tohiny
novalian'i falygerd ny 16/06/2005 06:32
jabah
(
22/02/2005 12:01)
fitiavana sy ny finday (portable)
O ry reto an!
Ianareo ve mahatsapa fa tena mora tokoa ny fiainam-pitiavana rehefa misy tel portable?
TRANGA 1:
Hoy le namako zay hoe: "tena mitombo be ry reto ny fijangajangana hatrizay nisian'ity ...
tohiny
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:32
