Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hj, milahatra araka ny daty
hj ( 26/09/2007 19:40)
pazzapa 5 ( tsetsatsetsa tsy aritra )
Nisy fotoana naha nominé an'i Lalaina zay solotena avy any fianarantsoa ao @ villa pazzapa ao. Troisième place izy t@ voting nataon'ny public nefa navotan'irei namany sy ny coach ka tafaverina tao @... tohiny
hj ( 24/07/2007 20:09)
Fikojàna ny tarehy
Faritra anisan'ny saropady indrindra ny tarehy ka tsara raha tandremana mafy ny momba azy. Raha izaho manokana dia ny fampiasana ny akora voajanahary ihany no mba torohevitra atolotro anareo. Aleo ome... tohiny
novalian'i hanta9000 ny 28/11/2014 10:58
hj ( 21/07/2007 18:19)
Nodimandry i Clo Mahajanga
Mampalahelo ihany ny toe-tsaintsika gasy nefa tezitra rehefa atao hoe manao lohan-gasy. Tsy aritro ny tsy hiresaka ny zavatra nisy tany Mahajanga raha nandalo tany ny tenanay. Nanaovana fitia tsy mba ... tohiny
novalian'i mabloo ny 23/07/2007 11:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105