Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i gris, milahatra araka ny daty
gris ( 03/03/2011 07:09)
NIHETSIKA NY TOMPON'ANDRAIKITRA
niroso am fanamboaran-dalana ny CUA izay tena mampimenomenona ny olona ny faharatsian' ny arabe eto am ville,mankasitraka e... tohiny
gris ( 25/01/2011 12:43)
Relooking kianjan'Ambohijatovo
hanatsara ny kianjan'Ambohijatovo ono ny CUA,tsy mitsahatra amin'ny fandaminana sy ny fanatsarana ny tanàna kosa rzareo tato ato a,aôna ny hevitrareo?... tohiny
gris ( 11/01/2011 07:15)
Jadona sy Herisetra
tsapa fa raha tsy ny jadona sy ny herisetra izany dia tsy andaitra amin'ireo mpivarotra ireo,hoe tsy azo ivarotana eny amoron-dalàna.Tsy mahatsapa mihintsy rzareo oe tsy mety ary tsy ara-dalàna no a... tohiny
novalian'i tomms ny 17/01/2011 09:52
gris ( 03/01/2011 12:13)
Nilamina sy nadio Analakely androany
itako nilamina sy nadio Analakely androany.Na dia taorian'ny fety aza dia tsapa fa nanohy ny asany hatrany ny kaominina,tsy nankeny ampovoan'ny arabe ireo mpivarotra amoron-dalana fa tena naka sisiny... tohiny
novalian'i gris ny 06/01/2011 07:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124