Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i felanasoa89, milahatra araka ny daty
felanasoa89
(
23/03/2009 18:57)
28 Martsa 2009 TROCADERO TONGAVA MARO
Manasa antsika rehetra izay mipetraka aty andafin'ny rika mba ho tonga hamonjy ny hetsika fanoherana ny tsy rariny izay atao eo amin'ny Trocadero ny Asabotsy hoavy izao manomboka amin'ny 1 ora.
Taomy...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 21:24
