Liste des messages

Liste des messages, inserés par fafane, par ordre de date
fafane ( 06/01/2011 20:55)
ianareo ve mahatoky?
Ianareo ve mahatoky an'reny vehivavy na lehilahy hita ato @ net reny?Amiko manokana aloha de tsy mba azoko antoka na inona2 fifandraisana atao ato, fa efa maro no hitako fa fiarahana mitsingilalahila ... suite
fafane ( 21/09/2010 15:27)
maninona ny olona @zao fotoana no bedebe no tsy mahay mamela heloka ? sady mbola mifankahala ihany koa?
Maninona ny olona no bedebe no tsy mahay mamela heloka sady mbola.mifankahala ihany koa? Bedebe ny manao.an'io, eny na de reo milaza azy fa mivavaka aza de tafalatsaka ao anatin'zany, nefa isika aza n... suite
fafane ( 09/09/2010 21:32)
fa nahoana ny mpivavaka sasany milaza fa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany fa ny teo ihany no teo?
Fa nahoana ny mpivavaka sasany milazafa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany? Tena zava-misy tokoa io,fa ndray2 tenenina @ vava fotsiny lay hoe zahay mivavaka fa tsy miova akory l... suite
répondu par vonynive le 30/09/2010 08:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1754