Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fa65no, milahatra araka ny daty
fa65no
(
21/09/2007 12:58)
Mba saika hitady tonon-kira
Raha mba manana ny tonon-kira an'i Henri Ratsimbazafy ilay hoe "TAIZA TAIZA INDRAY IANAO ? TAIZA NY MARINA LAZAO ... Dia mba handefaso izahay fa misy mitady azy mafy aty! ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 14:44
fa65no
(
27/04/2007 13:44)
mitady ny tononkiran'i jeneraly
raha mba misy namana manana ny tononkiran'ny hiran'i jeneraly dia mba handefaso izahay ,mba te hihira nefa tsy manana tonony dia sahirana e!(ohatra : ny toaka re , isika roa mpifankatia efa hatry ny ...
tohiny
novalian'i Stretch ny 01/05/2007 18:42
