Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i danouche, milahatra araka ny daty
danouche
(
23/12/2007 06:44)
fomba fandrahoana vorona sy henakisoa nahandro gasy
manahoana daholo de mba saika hanotany so mba misy afaka hanoro ahy nareo ahoana fomba fandrahoana vorona sy henakisoa le nahandro gasy fa isaky ny manao zah otran misy rony fona aza miome aloha nareo...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 26/12/2007 18:37
