Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i danielscout, milahatra araka ny daty
danielscout
(
26/02/2008 08:23)
mila fanampiana kely tompko
salama mba saiky hanontany kely hoe ahoana raha andefa annonce ato @ serasera mba ho itan'ny be sy ny maro fa saiky handefa aho hoe hitady namana hiara hiasa @ tena?misaotra tompoko.valio
DANIEL...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/02/2008 12:20
danielscout
(
16/01/2007 12:24)
longoko
mba mangataka ilay hiran'ny tcr longoko iny ho antsika izay manana e! tena tiako mantsy izy iny
izay fa misaotra mialoha
DANIEL...
tohiny
danielscout
(
08/07/2006 05:31)
MBA OMEO RY ZALA'H
mba omeo tondrom-peo e!ireto avy
rainay o (tselatra)
tady vy (rah-ckiky)
fitiavako masiaka (ny ainga)
izay fa merci e!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 08/07/2006 07:15
danielscout
(
05/07/2006 14:38)
tondrom-peo sy tonon-kira
mba mangataka tondrom-peo sy tonon-kira aminareo e!
RAINAY O!(tselatra)
NAMANA (hery sy stane)
izay fa misaotra mialoha dia manantena valiny...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 04:23
