Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dana2, milahatra araka ny daty
dana2
(
08/12/2008 05:57)
hira mariage!!mba ampio ohh
bjr daholo ohh!!mba mila fanapina ry reto ann!!mitady hira mariage za so nareo mba malala (hira mariage evangelika slow na zay itanareo tsy maninona fa hira mariage raha mba malala nareo).mba valio ai...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 09:23
dana2
(
26/11/2008 08:12)
besoin d'aide!!!!
bjr!! a tous mbola za iany en faite nahita tonokirany fara andriamamnojy mombany ny fitiavana dia nefa tsy mahita ny clip mintsy za,ny titre any "ho tia anao"azafady raha misy manana ny feony io HirA ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/11/2008 12:05
dana2
(
26/11/2008 07:24)
mitady fanapina azafady!
bjr daholo!!!mba mila fanapiana amin isika ny tenakko azafady indrindra,atao mariagy ny zokoko aminin ity volana DEC ity dia mba niteneniny za ihira eo amin fanamasinana an zareo 2 ,fa ny olna tsy m...
tohiny
novalian'i dana2 ny 30/11/2008 17:26
