Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i cooper, milahatra araka ny daty
cooper
(
12/02/2009 08:18)
pôlitika
Betsaka no lazaina fa tsy hita popoka teny ambohitsorohitra ny asabotsy, betsaka koa no lazaina fa namoy ny ainy na dia tsy mbola tafiditra tao anaty zone rouge aza. Firy metatra miala avy eo @ palais...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 10/03/2009 23:33
cooper
(
23/06/2006 11:27)
ô ry mpanohatra a !
Raha izaho ireo mpanoatra reo dia angoniko ny volako omeko ny mahantra toy izay entina haminganana ny fitondrana fotsiny nefa tsy hisy vokany azo akory. Amin'izay mantsy raha tsy hahita rariny ety an-...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/07/2006 19:18
cooper
(
23/06/2006 11:20)
Tsy fitiavan-tanindrazana
Ny pôlitikan'ny mpanao pôlitika malagasy dia fitiavana te hahazo toerana fotsiny, nefa rehefa eo izy dia mahay miala bala foana.
Izao no mba hafatro ry zareo a, efa mahatsapa tena ny vahoaka, fant...
tohiny
novalian'i prime ny 29/06/2006 12:09
