Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bolihfriendssa, milahatra araka ny daty
bolihfriendssa
(
08/03/2026 23:31)
???? ILAY TOKANA ATO AM-POKO ????
(Toko 1)
Ny bitsiky ny foko, ianao no andrianiny
Ny lalana rehetra, ianao no fahazavany
Tsy misy hafa intsony, fa ianao irery ihany
Ilay tokana ato am-poko, mandrakizay eto an-tany.
(Refrain)
...
tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2026 16:33
