Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bemanitra, milahatra araka ny daty
bemanitra
(
29/01/2004 14:42)
Mba aiza Kazar ?
Misy mahafantatra ve izay momba an'i Kazar @ izao fotoana izao? Ireny mantrsy no hitakon ho mba tena henjana t@ izany fotoana izany fa toa tsy zakan'ny gasy ny reviny...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2004 15:10
